Teny iditra | mikodedy (kodedy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miteny haingana ka mila tsy ho fantatra ny teniny fa mifangaro: Mikodedy izy rehefa miteny ka manahirana ny mihaino azy [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | mikodedika | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |