|
|
|
|

Teny iditra 1  mikodingy
Fototeny  2 kodingy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mianjera, midaboka dia mikodiadia: Nikodingy tany an-tevana ilay mpangalatra nenjehin' ny fokonolona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 dégringoler en roulant, rouler, courir sur une pente: Nikondingy teo ambonin' ny lohany ny tsihy (La natte a dégringolé sur sa tête) ~ Nianjera ny trano ka nikodingy tany an-tevana (La maison est tombé et a dégringolé dans le précipice)
10 être dégradé, destitué [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20