Teny iditra | 1 mikohokoho |
Fototeny | 2 kohokoho |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Miantso ny akoho (fa fiteny koa amin' ny reniakoho miantso ny zanany, na ny akoholahy miantso ny akohovavy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to call fowls. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Appeler les volailles, se dit des gens qui appellent les volailles, des poules appelant leurs petits, du coq appelant les poules [1.3#347] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mikohokoho io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/02 |