|
|
|
|

Teny iditra 1  mikoinkoina
Fototeny  2 koinkoina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitaraina amin' ny tsy rariny na fampahoriana; mikafara; mimoimoy: Mikoinkoina ny vahoaka noho ny nataon' irea nitondra teo aloha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 Murmurer, gémir, se plaindre [1.3#348]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20