|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikola
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  miremby, mitady hanina [Taifasy] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  Mikola
Sokajin-teny  5  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  6  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  7  Michal [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  8  Mikal [2.996]
Ohatra  9  Ary mikola zanakavanin'i Saola tia an'i Davida [2.996]
Tovy hevitra  10  mikala, mikala
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  11  Toko sy andininy momba Mikola
Tsanganana sy sary iray takila  12  Fitanisana
Lahatsoratra  13  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Mikola

Fivaditsoratra  14  lomika, mikalo, mikola, milako, miloka, milokà

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30