|
|
|
|

Teny iditra 1  mikondendy
Fototeny  2 kondendy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikondendy hahandro vary ho azy indray [1.1]
Tovy hevitra  9 mikondendina, mikorandendina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22