| Teny iditra | 1 mikonfesy |
| Fototeny | 2 konfesy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Milaza ny fahotana amin' ny pretra solontenan' Andriamanitra mba ho voavela
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to go to confession
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 se confesser
[1.8] |
| Voambolana | 11 Fivavahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|