Teny iditra | 1 mikopape |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
kiaka (miendaka): Nienjika aho haleña ko save mikopape dia tsa mba hae ny kirangoko (Nianjera aho halina ka tena kiaka tsy hita velively ny ranjoko) |
Fivaditsoratra | 4 mikopape, mikopepa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |