|
|
|
|

Teny iditra 1  mikopoka
Fototeny  2 kopoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikofoka, mihetsika mahery manohitra izay mibeda na mamatotra ny tena: Voasambotry ny kary ilay akoho ka tsy nikopoka akory [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04