Teny iditra mikoriasa (akoriasa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misalasala sy miroahana, mihambahamba sy mihabahaba [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikoriasa
Ny lasa : nikoriasa
Ny hoavy : hikoriasa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20