|
|
|
|

Teny iditra 1  mikorofoka
Fototeny  2 korofoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manetsiketsika ny tongotra aman-tanana: Mikorofoka ilay vorona ao anaty harona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 s'agiter, se démener, se secouer [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20