|
|
|
|

Teny iditra 1  mikoropaka
Fototeny  2 koropaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao fihetsika toa tsy voahevitra ka tsy mandeha amin' izay izy noho ny hamaikana na ny hamaimaizana: Tonga tampoka ny rafozany ka nikorapaka Rasoa hamono akoho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be in a commotion; to do something in a great hurry; to struggle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 s'empresser; se débattre, se démener [1.8]
Tsipelina hafa  11 mikoropapa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22