|
|
|
|

Teny iditra 1  mikororoka
Fototeny  2 kororoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manala ny voam-bary amin' ny bozaka na ny akofa ka toy izao no fanaovana izany: alaina ny vary dia araraka avy ambony ary dia entin' ny rivotra ny bozaka na ny akofa..., fa ny voam-bary kosa midina ka angonina amin' ny sahafa
9 Manaratsy: Loza iny vehivavy iny raha hikororoka olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to winnow grain in the wind [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 vanner à la brise [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mikororoka
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21