|
|
|
|

Teny iditra 1  mikorosy
Fototeny  2 korosy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misosa na mikorotsaka, fa amin' ny ilany ihany [1.1]
9 miharatsy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10 dégénérer [1.13]

Fivaditsoratra  mikorosy, 11 mirosoky, 12 misoroky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20