|
|
|
|

Teny iditra 1  mikorotika
Fototeny  2 korotika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Rovitra, kotika
9 Simba
10 Misavorovoro
11 Simba, mikorontana: Mikorotika ny fihavanan' ny roa tonta [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20