| Teny iditra | 1 mikosika |
| Fototeny | 2 kosika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mamaoka mafy, mandilotra, mikiky
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to scrub, to rub hard
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 frotter, effacer, raturer
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 11 mikisoka, mikosika, 12 misokaky |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|