|
|
|
|

Teny iditra 1  mikosina
Fototeny  2 kosina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miforitra, mitavana mihosina amin' ny zavatra maloto: Mikosina amin' ny vovoka foana io zaza io ka maloto lava
9 Misafosafo tena; mihaotra: Aza mikosina amin' ny rindrina
10 Miaraka matetika amin' ny olona tsy mitovy hambonian-toetra amin' ny tena, amin' ny fatritran' olona: Mikosina amin' ny naman-dratsy io zazalahy io [1.1]

Fivaditsoratra  11 mañosiky, mikosina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04