|
|
|
|

Teny iditra 1  mikotika
Fototeny  2 kotika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Rovitra sy potipotika, rotika: Nahoana no nikotika toy izao ny satrokao
8 Misafotofoto tsy hita intsony izay marina sy tsy marina: Mikotika izaitsizy izany raharaha izany
9 Misamboaravoara, mitrifantrifana: Mikotika ny anao lahy rehefa tezitra [1.1]

Fivaditsoratra  10 mikatoky, 11 mikitoka, mikotika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20