Teny iditra mikotritratritra (kotritratritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitrifantrifam-poana, tsy mahatsiaro henatra amin' ny fihetsiny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikotritratritra
Ny lasa : nikotritratritra
Ny hoavy : hikotritratritra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05