|
|
|
|

Teny iditra 1  mikoy
Fototeny  2 koy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manaiky fa resy: Nasian' ny miaramila mafy ny fahavalo ka nikoy
9 Miaiky na migaga ny fahaizana na ny fahatanjahan' ny olona iray: Nampisehoan' Isambilo ny fahaizany ny mpianatra namany ka nikoy
10 Mibaboka amy..., miaiky: Mikoy ny hadisoanao ve ianao? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to draw back; to give up, to surrender [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 reculer; reconnaître la supériorité des autres [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20