Teny iditra | 1 mikrôby |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1#697][mikraoby] [frantsay microbe] anarana ankapobe iantsoana ireo zavamananaina na zavamaniry kiritika kely, tokantsela, tsy hita raha tsy amin' ny mikraoskaopy, miteraka aretina. Misy karazany telo ny mikraoby: 1) ny virosy; 2) ny mikraoby zavamaniry, izay mitsinjara vitsivitsy indray, ka anisan' izany ny bakteria (basila, kaoka, vibrio, spiroketa); 3) ny mikraoby bibikely (hematozoera, amiba, tripanozaoma) 4 [1.62#761][mikraoba] anarana ankapobeny iantsoana an' ireo zavamananaina kiritika tsy hita raha tsy amin' ny fanitajery; miteraka aretina araka ny karazany avy; sokajin' ny tokan-tsela; misy karazany telo dia ny viriosy sy ny mikraoba zavamaniry izay mbols mitsinjara vitsivitsy ka anisan' izany ny bakteria (basila, kaoka, vibriôna, spirôketa), ary ny mikraoba bibikely (hematôzoera, amiba, tripanôzôma). |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] microbe, virus |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Tovy hevitra | 7 otrikaretina |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |