Teny iditra milaiko (laiko)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamindra somary miandranandrana na miangolangola [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milaiko
Ny lasa : nilaiko
Ny hoavy : hilaiko
Tovy hevitra milaikolaiko

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20