Teny iditra milaingo (laingo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mametaka ny ravindaingo amin' ny nify [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milaingo
Ny lasa : nilaingo
Ny hoavy : hilaingo
Filaza mandidy : milaingoa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09