|
|
|
|

Teny iditra 1  milamindamina
Fototeny  2 lamindamina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  fitafiana tsotra kanefa madio sady milamindamina. [2.324#]
8  Ny toetranay milamindamina, tsy tia se-hoseho no ilazanao izany. [2.445#85]
9  Rahefa tafiditra an Antsaramasay (Antanimena-Andrefana) vao mba nilamindamim-pamindra tahaka ny fizotry ny zanak' Iarivo rehetra [2.643#10]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20