|
|
|
|

Teny iditra 1  milampatra
Fototeny  2 lampatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandry ka mitsotra ny tongotra aman-tanana: Nilampatra teo amin' ny ahitra no nahitanay azy ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to stretch out the legs [1.2]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21