|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  milangalanga
Fototeny  2  langalanga
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Avo be manerinerina, miezoezo: Mitangalanga ity trano ity
Miteronterona, miringiringy ambony zavatra: Haratra eny ireny ankizy milangalanga eny antampon' ny trano ireny
Miavonavona, mianjonanjona: Milangalanga loatra iny vehivavy iny na miteny na mandeha
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] same as langalanga

Teny iditra (2/2)6  milangalanga
Fototeny  7  langalanga
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] to be high; to be sharp, as a spear; to lift the head, as a serpent or a horse does (Prov.)
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  13 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21