|
|
|
|

Teny iditra 1  milasy
Fototeny  2 lasy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitoby, mandry an-tsaha (fiteny indrindra amin' ny miaramila): Eto ny miaramila no hilasy anio
9 Mivahiny maro any aman' olona ka manao parasy homana ao: Iray volana izao ry zareo ato avaratra no milasy any amin' ny havany any Antsirabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to encamp; to remain with, almost to live with one [1.2]
11 to camp [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 camper [1.8]

Fivaditsoratra  13 lamisy, milasy, 14 misaly, 15 samily

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20