Teny iditra milatela
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mitsapa hevitra, manandrana, mitsapa toetra: Tsinilatela, pas Olo dia mete hilatela roaba ny olom-bevete (Olona mahavatra mitsapa hevitra ny olondehibe) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20