| Teny iditra | 1 milatsaka |
| Fototeny | 2 latsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mianjera: Nilatsaka teo ambony lohany ny biriky ka torana izy
9 Mldina: Nilatsaka ny rahona fa ho avy angamba ny orana 10 Avy, nirotsaka: Milatsaka ny orana fa ampidiro ny kitay 11 Mirotsaka miasa: Antoandro loatra ny mpiasa omaly vao nilatsaka 12 Miditra ho: Nilatsaka ho matilo izy 13 Miditra, milentika: Nilatsaka tao anatin' ny foko ny nataonao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 to fall, to drop, to lower, to enter
[1.2] 15 to fall down; to join up as a soldier, a member of something, etc [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 tomber; s'engager; devenir membre
[1.8] |
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe milatsaka |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|