Teny iditra mila vaniny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mila ady, olona sarotiny amin' izay atao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To seek for what cannot be divided ; to seek an occasion for quarreling [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Chercher querelle [1.3]
Tovy hevitra mila tonony
Singan-teny mila ; vany

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/21