|
|
|
|

Teny iditra 1  milejolejo
Fototeny  2 lejolejo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Lava milefolefo, miforitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 être long, mince, fluet, grêle, fléchir sous son propre poids [1.3#398]
Ohatra  9  Volosana ny vero ary tapahina ilay lohany milejolejo. [2.356#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20