Teny iditra | miletaka (letaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mahazaka tena ka midaboka amin' izao: Miletaka ny tamboho Mipetrapetraka any an-tranon' olona: Miletaka foana any antranon' olona Ikoto [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |