|
|
|
|

Teny iditra 1  milevina
Fototeny  2 levina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitoetra aorian' ny fahafatesana: Ato no milevina i Dada sy Neny
9 Miafina, mitototra: Misy rakitra sarobidy milevina ato
10 Mijanona ela be any amin' izay aleha: Milevena any an-tsena any ange ialahy raha ta hahita ahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be buried [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 être enseveli [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe milevina
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21