Teny iditra milingitra (lingitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Dodona, maimay hanao zavatra noho ny hajejoana, milihitra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milingitra
Ny lasa : nilingitra
Ny hoavy : hilingitra
Filaza mandidy : milingira, milingita

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20