|
|
|
|

Teny iditra1  militera
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Momba ny miaramila
4  Ny miaramila; ny antokon' olona manao raharaha-miaramila: Natokan-toerana avy: an-kilany ny sivilina, andaniny ny militera [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  military
6  the military [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  un militaire [1.8]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31