|
|
|
|

Teny iditra1  miloa-bava
Singan-teny  2  miloaka, vava
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] misoka-bava mba hiteny
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to open one's mouth to speak
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] ouvrir la bouche pour parler, se mettre à parler
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny miloa-bava io

Fivaditsoratra  11  miloabava, miloa-bava

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08