Teny iditra milofidofika (lofidofika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miondrikondri-doha noho ny harerahana, torimaso na hainandro [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milofidofika
Ny lasa : nilofidofika
Ny hoavy : hilofidofika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05