|
|
|
|

Teny iditra 1  milofika
Fototeny  2 lofika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miondrika, miletitra ny loha, tsy miarina tsara amin' ny toerana misy ny tena: Nilofika ilay voninkazo fa tapaka ny tahony
9 Maty: Mbola vao herotrerony dia nilofika ilay zanak' olona [1.1]
Ohatra  10  Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga. [2.472#223]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20