Teny iditra | 1 milomay |
Fototeny | 2 lomay |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 mihazakazaka [Bara, Sakalava]
[1.78] 5 Mandeha haingana, mihazakazaka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to run; to be in a hurry; (also pronounced miolomày; hence a folk etymology; mi-olo-may) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 courir, être pressé, aller vite; (on entend aussi miolomày, (d'où l'étymologie populaire : mi-olomay) [1.8] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/08 |