|
|
|
|

Teny iditra 1  milongilongy
Fototeny  2 longilongy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Inona no zavatra nahatezitra anao, tsy nahafaly anao no milongilongy tahaka ity ? [1.10]
Tsipelina hafa  8 milonjilonjy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22