|
|
|
|

Teny iditra 1  milonjehitra
Fototeny  2 lonjehitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitanondrika ny loha noho ny havesatry ny zavatra manindry, milofika noho ny havesatry ny voa entina: Milonjehitry ny voany ity paiso ity
8 Tsy mijoro mahitsy tsara fa somary mandry ila [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 ployer, fléchir, céder sous le poids, se courber, courber la tête, comme le malade [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20