Teny iditra milonjo (lonjo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitondra enta-mavesatra samy irery
Mitondra ny mafy tsy misy mpanampy: Rakoto irery no nilonjo ny fahoriana nidona taminy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milonjo
Ny lasa : nilonjo
Ny hoavy : hilonjo
Filaza mandidy : milonjoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20