|
|
|
|

Teny iditra 1  milopilopy
Fototeny  2 lopilopy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mipipy maso, mipendrampendrana: Milopilopy izany hazavana izany ka mamparary maso
9 Tsy mazava tsara: Milopilopy ny jiro (mitsilopilopy no fiteny matetika kokoa) [1.1]

Fivaditsoratra  milopilopy, 10 mipilopilo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20