Teny iditra | 1 mimeka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
maika, maikamaika: Leha mimeka manao soa ko tsa enem-beloma, dia koa olo manoa fampaña (Raha maikamaika ny manao soa dia tsy mahazo sitraka, toa olona mandrondana tevana) |
Fivaditsoratra | 4 kemaim, mameky, mimeka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |