|
|
|
|

Teny iditra 1  mimonjomonjo
Fototeny  2 monjomonjo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mingonongonona noho ny tsy fahafaliana na hatezerana, tsy mahaloa-peo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to murmur in discontent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 Murmurer [1.3#445]
11 murmurer son mécontentement [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21