Teny iditra minaonaona (naonaona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitaraindraina, mitomany valala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To cry continually. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : minaonaona
Ny lasa : ninaonaona
Ny hoavy : hinaonaona
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05