|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  mindray
Sokajin-teny  2  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3  tamin'izay, miaraka tamin'izay [Mahafaly] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  4  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (2/5)5  mindray
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7  mitokana [Mahafaly] [1.78]

Teny iditra (3/5)8  mindray
Sokajin-teny  9  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  10  manaraka [Taisaka] [1.78]
11  miaraka, mitoby, miara-mipetraka [Bara] [1.78]

Teny iditra (4/5)12  mindray
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14  mitovy, sahala [Bara] [1.78]

Teny iditra (5/5)15  mindray
Sokajin-teny  16  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  17  feno [Bara] [1.78]
Tovy hevitra  18  mindry

Fivaditsoratra  19  miandry, mindray

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31