|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  minemonemona
Fototeny  2 nemonemona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mihaminkamina somary mievotrevotra kely eny ambony soavaly na filanjana [1.1]

Teny iditra (2/2) 8  minemonemona
Fototeny  9 nemonemona
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  14 to murmur, to grumble. [1.2]

Fivaditsoratra  15 mimenomenona, mimenomenòna, minemonemona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19