Teny iditra | 1 mingadongadona |
Fototeny | 2 ngadongadona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
4 Mamindra amin' izay izy amin' ny tongotra mingadongadona tsara voavitsy, sady vita varinesy amin' ny savony - fara-kaingo izany tamin' izay. [1.437#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25 |