|
|
|
|

Teny iditra 1  minono
Fototeny  2 nono
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitsentsitra na mitroka ny nono mba hisintonana ny ronono [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to suck the breast. [1.2]
10 to suckle (of an infant) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 téter [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe minono
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21